Nandao ahy (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2
Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy
Ny fitiavako anao tsy azo ferana intsony nefa toa nahilikao bxjxq tsy hiverina intsony
Nangatsiaka ve ilay fitia?sa tsy zakanao?
Lasa tsy hitia intsony,Lasa hiujn nandao ahy

Lasa tsy hitia intsony,Lasa hhxl nandao ahy
Tsy maninona raha zay no hitanao fa mety dia mandehana f'zaho tsy hitana anao
soavadia mahereza amin'izay atao

Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao tononkira.serasera.org ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Nal'sHits : 2612
Likes : 2 Like
Created by : nalsonrazakariasa2015
Date : 14/01/2016 20:41