Faniriana (Nal's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha osfcjmgu vao nahita anao dia tsapako avy hatrany
fa misy fo iray no nambabo ahy
t'anaty haizina haizina
babonao tokoa
babonao ty fo
fahasambarana raha ahy ianao
fiadanana ho ahy
tsisy adiady tsisy fitapitaka
fa tena babo k'aza manahy ouh ouh ouh
fa fitiavana madio
tena tia ka valio
nefa miahotra aho niresaka aminao
tsy haiko tononkira.serasera.org ny atao
faniriko nefa ny mba pcrpb itoetra anilanao
raha lalks sitrakao
raha avelanao
fahasambarana raha ahy ianao
fiadanana ho ahy
tsisy adiady tsisy fitapitaka
fa tena babo k'aza manahy ouh ouh ouh
fa misy fo iray no nambabo ahy
t'anaty haizina haizina
babonao tokoa
babonao ty fo
fahasambarana raha ahy ianao
fiadanana ho ahy
tsisy adiady tsisy fitapitaka
fa tena babo k'aza manahy ouh ouh ouh
fa fitiavana madio
tena tia ka valio
nefa miahotra aho niresaka aminao
tsy haiko tononkira.serasera.org ny atao
faniriko nefa ny mba pcrpb itoetra anilanao
raha lalks sitrakao
raha avelanao
fahasambarana raha ahy ianao
fiadanana ho ahy
tsisy adiady tsisy fitapitaka
fa tena babo k'aza manahy ouh ouh ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nal'sVangy : 1012
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalsonrazakariasa2015
Daty : 11/02/2016 10:35
