Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nandao ahy
Sol,do,mi,re Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2 lam,mi,re,lam,sol,ré.ré7ém Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy mi,do,sol,re,mi,do,sol,re Ny fitiavako anao tsy azo ferana intsony nefa toa nahilikao tsy hiverina intsony mi,do,sol,re Nangatsiaka ve ilay fitia?sa tsy zakanao? Lam,mi,re,lam,sol,re Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2 Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy Tsy maninona raha zay no hitanao fa mety dia mandehana f'zaho tsy hitana anao soavadia mahereza amin'izay atao Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy Réf:nilaozanao ity foko manina irery aho mitoloko tsy nampoiziko ho vitanao ny nandao ahy irery toy izao x2 Lasa tsy hitia intsony,Lasa nandao ahy
