tongava (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tongava, ry andro korana
hihaonan’ ny tia sy ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana
tongava zkqlmgge ry andron-dalao
aza ela figadona manko
fa tononkira.serasera.org izahay efa maika hanao
ny antsa sy hira manako
tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra tivbieo ny zato
hifaly hatramin’ ny gyomkkqu zaza
hirebika tsy mba hiato
tongava r’ ilay andro soa
’lay andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ ilay mariazy
hihaonan’ ny tia sy ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana
tongava zkqlmgge ry andron-dalao
aza ela figadona manko
fa tononkira.serasera.org izahay efa maika hanao
ny antsa sy hira manako
tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra tivbieo ny zato
hifaly hatramin’ ny gyomkkqu zaza
hirebika tsy mba hiato
tongava r’ ilay andro soa
’lay andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ ilay mariazy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 4181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 12:44
