tongava (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tongava, ry andro korana
hihaonan’ ny tia sy daqtvmco ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana
tongava ry andron-dalao
aza qbfofl ela figadona manko
fa izahay tononkira.serasera.org efa maika hanao
ny antsa sy hira manako
tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra ny zato
hifaly hatramin’ ny zaza
hirebika tsy mba hiato
tongava r’ ilay andro soa
’lay andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ tmxsu ilay mariazy
hihaonan’ ny tia sy daqtvmco ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana
tongava ry andron-dalao
aza qbfofl ela figadona manko
fa izahay tononkira.serasera.org efa maika hanao
ny antsa sy hira manako
tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra ny zato
hifaly hatramin’ ny zaza
hirebika tsy mba hiato
tongava r’ ilay andro soa
’lay andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ tmxsu ilay mariazy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naka RabemanantsoaHits : 4256
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 29/05/2007 12:44
