tongava (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tongava, ry andro korana
hihaonan’ ny tia tononkira.serasera.org sy ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana
tongava ry andron-dalao
aza ela figadona manko
fa izahay efa maika hanao
ny antsa sy hira manako
tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra ny zato
hifaly hatramin’ ny bpxtbq zaza
hirebika tsy mba hiato
tongava r’ ilay andro idiud soa
’lay djnxmmd andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ ilay mariazy
hihaonan’ ny tia tononkira.serasera.org sy ny tiana
hanaovana fety mafana
ho andro fifalifaliana
tongava ry andron-dalao
aza ela figadona manko
fa izahay efa maika hanao
ny antsa sy hira manako
tongava ry andro malaza
’lay tokana hoatra ny zato
hifaly hatramin’ ny bpxtbq zaza
hirebika tsy mba hiato
tongava r’ ilay andro idiud soa
’lay djnxmmd andro tsy misy toa azy
ilay andron’ olona roa
ny andron’ ilay mariazy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naka RabemanantsoaVisites : 4128
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rafara
Date : 29/05/2007 12:44
