Ampy ahy (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsara sy tena mahasoa
Ny manana anao
Ry Jesosiko ilay be indrafo
htmxf Tena ampy ahy Ianao
Vatolampy hialofako
Raha misy manjo ahy
Ianao dia ampy ahy, ampy hiaro ahy
Amin'ny adiko ety (in-2)
Ref:
Iza no hahakasika izay manana Anao
Iza no haharombaka izay mahatoky Anao
Izao no hirako manomboka izao
Tena ampy ahy Ianao
Ampy ahy ny Fahasoavanao
Ampy hijoroako ny hatsaranao
Mahafa-po tanteraka ny fitiavanao ahy ziued
Tena ampy ahy Ianao
2- Lalan-tsarotra mbola aleha
Tsy atahorako intsony
Na dia fantatro fa fandrika be
Tsy hangorohoro aho
Satria Ianao ilay niteny hoe:
"Minoa fotsiny ihany"
Dia tena mino aho fa tsy tononkira.serasera.org mba manahy
shlowpu Satria ampy ahy Ianao
Ref...
Ny manana anao
Ry Jesosiko ilay be indrafo
htmxf Tena ampy ahy Ianao
Vatolampy hialofako
Raha misy manjo ahy
Ianao dia ampy ahy, ampy hiaro ahy
Amin'ny adiko ety (in-2)
Ref:
Iza no hahakasika izay manana Anao
Iza no haharombaka izay mahatoky Anao
Izao no hirako manomboka izao
Tena ampy ahy Ianao
Ampy ahy ny Fahasoavanao
Ampy hijoroako ny hatsaranao
Mahafa-po tanteraka ny fitiavanao ahy ziued
Tena ampy ahy Ianao
2- Lalan-tsarotra mbola aleha
Tsy atahorako intsony
Na dia fantatro fa fandrika be
Tsy hangorohoro aho
Satria Ianao ilay niteny hoe:
"Minoa fotsiny ihany"
Dia tena mino aho fa tsy tononkira.serasera.org mba manahy
shlowpu Satria ampy ahy Ianao
Ref...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Nahovafi AmbatonjaraHits : 455
Likes : 0 Like
Created by : ANDRIATAHINA2006
Date : 04/11/2024 18:37
