'Ndao re namako ô (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O o o o o! 'Ndao re namako ô
Ho anao 'zay itambesaran'olana
Ho anao tsy mino intsony fa
Mbola hisy ny mangirana
Eo amin'ny fiainanao
Mitsangana ianao dia mitraka
Antsoy 'lay Andriamanitra
F'izay matoky Azy tsy manahy
Tsy mba matahotra
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao
wcwhwqwm Efa nambaran'i Jesosy fa
Hahitanao fahoriana, fijaliana
Anefa gcaol re, aza manahy ianao
'Ndao re, 'ndao raha sitrakao
Batao eo aminy ireo olanao
Vohay midanadana ny fonao
Hanjakany tononkira.serasera.org ao, hanova ny fiainanao
Kristy fiainana, no tianay ho raisinao
'Ndao re namako ô
Tsy misy anara-mahavonjy
Ety ambony tany
Ankoatry xcku ny an'ilay Jesosy
'Lay Zanak'i ny Ray
Izay mino ny anarany
Ka tena mivavaka
Tsy mandeha irery fa arovany
Ataony miavaka
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao....
Ho anao 'zay itambesaran'olana
Ho anao tsy mino intsony fa
Mbola hisy ny mangirana
Eo amin'ny fiainanao
Mitsangana ianao dia mitraka
Antsoy 'lay Andriamanitra
F'izay matoky Azy tsy manahy
Tsy mba matahotra
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao
wcwhwqwm Efa nambaran'i Jesosy fa
Hahitanao fahoriana, fijaliana
Anefa gcaol re, aza manahy ianao
'Ndao re, 'ndao raha sitrakao
Batao eo aminy ireo olanao
Vohay midanadana ny fonao
Hanjakany tononkira.serasera.org ao, hanova ny fiainanao
Kristy fiainana, no tianay ho raisinao
'Ndao re namako ô
Tsy misy anara-mahavonjy
Ety ambony tany
Ankoatry xcku ny an'ilay Jesosy
'Lay Zanak'i ny Ray
Izay mino ny anarany
Ka tena mivavaka
Tsy mandeha irery fa arovany
Ataony miavaka
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nahovafi AmbatonjaraVangy : 742
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nahovafi
Daty : 14/12/2022 05:26
