Kristy Fiainana (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He ! Velombelona ny aina, ravoravo re ny foFaly sy mirana ny saina, eny, feno tsiky koa
Koa indro fa mitsangana ho vavolombelona manambara : "Kristy Fiainana"
Fiverenana :
Kristy no Làlana, Fahamarinana
Kristy Fiainana, antoky ny Famonjena
Kristy no Làlana, Fahamarinana
Kristy Fiainana, antoky ny Famonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nahovafi AmbatonjaraVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : O1kristianinafitiavana
Daty : 21/12/2024 17:42