AMPIANARO (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°He ry tompo tsara ôôôô
Be tokoa ny fitiavanao
Ny ainao no natolotrao
Hamonjena ireo izay mino Anao
'Nefa kosa Tompo ôôôô
'Reto hafatra bekjwvq napetrakao
Maro ireo izay tsy tanterako
Nohadinoiko ireo oofm voalazanao
Fiv: Ampianaro aho Tompo ôô!
Ampianaro hahalala
Hitandremako ny didy
sy ireo teny anatrao Tompo ô
Ka 'zay sitrakao no sitrako
Izay làlanao no làlako
Ianao no itokiako,
Ianao no heriko o o
2°He ry Tompo tsara ôôôô!
Be tokoa ny fitiavanao
Ny ranao no nalatsakao
Hanadio indray ireo otako
'Nefa kosa Tompo tononkira.serasera.org ôôôô!
Fohy tokoa ny fisainako
Mba tsilovy re ny saiko
Hahazoako ireo cpvfrd voalazanao
Fiv: Ampianaro aho Tompo ôô...
Be tokoa ny fitiavanao
Ny ainao no natolotrao
Hamonjena ireo izay mino Anao
'Nefa kosa Tompo ôôôô
'Reto hafatra bekjwvq napetrakao
Maro ireo izay tsy tanterako
Nohadinoiko ireo oofm voalazanao
Fiv: Ampianaro aho Tompo ôô!
Ampianaro hahalala
Hitandremako ny didy
sy ireo teny anatrao Tompo ô
Ka 'zay sitrakao no sitrako
Izay làlanao no làlako
Ianao no itokiako,
Ianao no heriko o o
2°He ry Tompo tsara ôôôô!
Be tokoa ny fitiavanao
Ny ranao no nalatsakao
Hanadio indray ireo otako
'Nefa kosa Tompo tononkira.serasera.org ôôôô!
Fohy tokoa ny fisainako
Mba tsilovy re ny saiko
Hahazoako ireo cpvfrd voalazanao
Fiv: Ampianaro aho Tompo ôô...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nahovafi AmbatonjaraVangy : 764
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nahovafi
Daty : 14/12/2022 13:53
