Ampy ahy (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsara sy tena mahasoa
Ny manana anao
Ry Jesosiko ilay be indrafo
Tena ampy ahy Ianao
Vatolampy hialofako
Raha misy manjo ahy
Ianao dia ampy ahy, ampy hiaro ahy
Amin'ny adiko ety (in-2)
Ref:
Iza no hahakasika tononkira.serasera.org izay manana Anao
Iza no haharombaka izay mahatoky Anao
Izao no hirako manomboka izao
Tena ampy ahy Ianao
Ampy ahy ny Fahasoavanao
Ampy hijoroako ny hatsaranao
Mahafa-po tanteraka ny fitiavanao ahy
Tena ampy ahy Ianao
2- Lalan-tsarotra mbola aleha
Tsy atahorako intsony
hkweap Na dia fantatro fa fandrika be
Tsy hangorohoro aho
mpdyeslp Satria sbcpr Ianao ilay niteny hoe:
"Minoa fotsiny ihany"
Dia tena mino aho fa tsy mba manahy
Satria ampy ahy Ianao
Ref...
Ny manana anao
Ry Jesosiko ilay be indrafo
Tena ampy ahy Ianao
Vatolampy hialofako
Raha misy manjo ahy
Ianao dia ampy ahy, ampy hiaro ahy
Amin'ny adiko ety (in-2)
Ref:
Iza no hahakasika tononkira.serasera.org izay manana Anao
Iza no haharombaka izay mahatoky Anao
Izao no hirako manomboka izao
Tena ampy ahy Ianao
Ampy ahy ny Fahasoavanao
Ampy hijoroako ny hatsaranao
Mahafa-po tanteraka ny fitiavanao ahy
Tena ampy ahy Ianao
2- Lalan-tsarotra mbola aleha
Tsy atahorako intsony
hkweap Na dia fantatro fa fandrika be
Tsy hangorohoro aho
mpdyeslp Satria sbcpr Ianao ilay niteny hoe:
"Minoa fotsiny ihany"
Dia tena mino aho fa tsy mba manahy
Satria ampy ahy Ianao
Ref...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nahovafi AmbatonjaraVisites : 485
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ANDRIATAHINA2006
Date : 04/11/2024 18:37
