Ampidiro aloha ny tenimiafina
NA.HO.VA.FI (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nateraka, ho vavolombelon'ny Filazantsara izahay (x2)
NA.HO.VA.FI (x2)
Ny lanitra sy tany dia mahita
Fa efa vlarta vita fanekena ywyy taminao izahay
Koa tsy ho menatra izzcy ny hifandray tànana Aminao
Isan'andro izahay
Satria tsara loatra izany fitantànanao ny fiainanay
Koa tsy ho menatra ny ho vavolombelonao tononkira.serasera.org 'zahay
NA.HO.VA.FI (Nateraka Ho Vavolombelon'ny Filazantsara)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Nahovafi AmbatonjaraVisites : 713
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nahovafi
Date : 14/12/2022 14:15