Ampy ahy (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsara sy tena mahasoa
Ny manana anao
axdojjnr Ry Jesosiko tononkira.serasera.org ilay be indrafo
Tena ampy ahy Ianao
Vatolampy hialofako
Raha misy manjo ahy
Ianao dia ampy ahy, ampy hiaro ahy
Amin'ny adiko ety (in-2)
Ref:
Iza no hahakasika izay manana Anao
Iza no haharombaka izay mahatoky Anao
Izao no hirako manomboka izao
Tena ampy ahy Ianao
Ampy ahy ny Fahasoavanao
mzxjriya Ampy hijoroako ny hatsaranao
Mahafa-po tanteraka ny fitiavanao ahy
Tena ampy ahy Ianao
2- Lalan-tsarotra mbola aleha
Tsy atahorako intsony
Na dia fantatro fa fandrika be
odschdwy Tsy hangorohoro aho
Satria Ianao ilay niteny hoe:
"Minoa fotsiny ihany"
Dia tena mino aho fa tsy mba manahy
Satria ampy ahy Ianao
Ref...
Ny manana anao
axdojjnr Ry Jesosiko tononkira.serasera.org ilay be indrafo
Tena ampy ahy Ianao
Vatolampy hialofako
Raha misy manjo ahy
Ianao dia ampy ahy, ampy hiaro ahy
Amin'ny adiko ety (in-2)
Ref:
Iza no hahakasika izay manana Anao
Iza no haharombaka izay mahatoky Anao
Izao no hirako manomboka izao
Tena ampy ahy Ianao
Ampy ahy ny Fahasoavanao
mzxjriya Ampy hijoroako ny hatsaranao
Mahafa-po tanteraka ny fitiavanao ahy
Tena ampy ahy Ianao
2- Lalan-tsarotra mbola aleha
Tsy atahorako intsony
Na dia fantatro fa fandrika be
odschdwy Tsy hangorohoro aho
Satria Ianao ilay niteny hoe:
"Minoa fotsiny ihany"
Dia tena mino aho fa tsy mba manahy
Satria ampy ahy Ianao
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nahovafi AmbatonjaraVangy : 454
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ANDRIATAHINA2006
Daty : 04/11/2024 18:37
