VOLANA ô! (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volana ô ô(2)
zahay manimanina ny any aminay
Volana ô ô
Ny louveteaux sy voronkely
miezaka mafy amin'ny tady kely
ho eggdegsr any amin'ny volana bdogd ô(2)
volana ô....
ny mpanazava sy xarztuth ny tilintsika
miezaka mafy amin'ny teknika
ho eny amin'ny volana ô (2)
volana ô....
Ny FMT2S no hany
mpanohana tsara ireo zandry
ho any tononkira.serasera.org amin'ny volana ô(2)
volana ô....
zahay manimanina ny any aminay
Volana ô ô
Ny louveteaux sy voronkely
miezaka mafy amin'ny tady kely
ho eggdegsr any amin'ny volana bdogd ô(2)
volana ô....
ny mpanazava sy xarztuth ny tilintsika
miezaka mafy amin'ny teknika
ho eny amin'ny volana ô (2)
volana ô....
Ny FMT2S no hany
mpanohana tsara ireo zandry
ho any tononkira.serasera.org amin'ny volana ô(2)
volana ô....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 2045
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
