TIAKO NY TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiritsirika rafody e
malomaloka ny andro ô
Zaho zegny zalahy te hody e
fa manianina ny aminay e

Tiako (3) ny Tily e
Ny itiavako anazy e tarazo amin'azy e
Nahavita ny servisy e
ndeha hody aminay any arô zaho ô

Tiako tiako tiako ny Mavo ô
ny hitiavako anazy e tarazo amin'azy e
nahavita ny tara-bolana
ndeha hody amin'ny Maitso any arô zaho ô

Tiako(3) ny Maitso ô
ny itiavako anazy e tarazo amin'azy e
nahavita ny Menavazana
ndeha hody amin'ny Mena any arô zaho ô

Tiako(3) ny Mena e
ny itiavako anazy tarazo amin'azy e
nahavita ny MPihary e
ndeha hody amin'ny Menafify arô zaho ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Vangy : 799
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727