Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY TANIKO (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiomana aho hanolokolo
Tanora maro andrinao
Amin'ny wihjv foko manontolo
No ilazako izany izao
ô ry lfhuta ypmixswk tononkira.serasera.org Taniko, ry taniko lalaiko ianao
Tiaviko eny ho doria
Ny aiko hafoiko ho anao
Handreseko ny tsy tia
Tanora maro andrinao
Amin'ny wihjv foko manontolo
No ilazako izany izao
ô ry lfhuta ypmixswk tononkira.serasera.org Taniko, ry taniko lalaiko ianao
Tiaviko eny ho doria
Ny aiko hafoiko ho anao
Handreseko ny tsy tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1426
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 13/07/2020 19:17
