ANDEHA HILASY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha hilasy an-tsaha zareo
hihirahira sy hiray feo
hiara dia hifankatia tononkira.serasera.org miaraka mandihy
mpanazava mamboly dpvan fitia

Lalao hiraisana uckcn no ao
Fanabeazana no atao
Sampana mavo,maitso, mena qimpks samy hanao fanekena
Mpanazava mitory fahendrena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Vangy : 2001
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282