Hainao (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao fa tsy mahatohitra aho
Tianao ny mandrangitra ahy
Hainao ve? Fa tononkira.serasera.org tiako anie 'lay molotrao
Hainao ny mamilafila ahy

Vao nandramako dia nambabo ahy
Afo no kboo miredareda ao am-poko ao
Mamy toa tantely, Mahay...
Avia akaikiko indray

Ref : aurxsmk Dia horohako indray
Hasambarana ho cogxqq ahy
Fihiniko ho mandrakizay
Dia tamana ianao ka hiverina indray
Ho ahy ianao f'aza miahiahy

Jereo mampitsangam-bolo ahy ianao
Aleo haka hafanana any aminao
Ianao ity mampisavoana ny ao amiko ao
He ianao avia aty akaikiko indray

Vao nandramako...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 4038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onjarazafyharison04
Daty : 25/07/2022 23:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1879