Fa ny fitiavako (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny halaviran-tany tononkira.serasera.org
Mamela ny eritreritro
Ary mampitady wtoyw ahy anao
Fa na dia eo aza izany
Hanova ny fiainako
Tsy hasakana ahy ny hilaza
Fa ny fitiavako
Dia efa xswfvq lasanao
Tsy ho voaova intsony
Na dia fantatro aza
F'ianao efa lasan'ny fony
Ny fiainako toa hafa
Toa yncu manjombon-dava
Noho ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 6216
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/03/2015 14:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297