Fa ny fitiavako (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny halaviran-tany
Mamela ny eritreritro
Ary mampitady ahy anao
Fa na dia eo aza zklesr izany
Hanova sasfi ny fiainako
Tsy hasakana ahy ny hilaza
Fa ny fitiavako
Dia efa lasanao
Tsy ho voaova blqv intsony tononkira.serasera.org
Na dia fantatro aza
F'ianao efa lasan'ny fony
Ny fiainako toa hafa
Toa manjombon-dava
Noho ianao
Mamela ny eritreritro
Ary mampitady ahy anao
Fa na dia eo aza zklesr izany
Hanova sasfi ny fiainako
Tsy hasakana ahy ny hilaza
Fa ny fitiavako
Dia efa lasanao
Tsy ho voaova blqv intsony tononkira.serasera.org
Na dia fantatro aza
F'ianao efa lasan'ny fony
Ny fiainako toa hafa
Toa manjombon-dava
Noho ianao
--------
Link:
