ANDAO HIFETY ATY (Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ya! ya! hey! yo! andao hifety aty ô
Hihira sy handihy ô
Avia, malakia ô

Miainga izao fety izao
Fety sady kilalao
Ndao, Aiza ianao?

Ny entana manontolo
Efa vonona daholo
Ndao, Miandry anao

Tsy misy kamokamo
Na malaindaina
Tsy misy miala eo raha tsy maraina

Tsy ahatsiaro vizana
Na leo ianao
Fa kanto ny hira omeko anao
oh, ou ohh, yeah, yeah, yeah, yeah

Atanjaho ny fe sy sandry
Fa ny tsinjaka no miandry
Ndao, Aiza ianao

ref: Manatona ka jereo
Dia andao hampiara-peo
Ndao, Miandry anao

Aza misalasala
Na menamenatra
Fa hafanafana ny sehatra

Ny angovony mozika
Sy ny hirantsika
Tsy hamela antsika hangatsiaka
Oh, ou ohh, yeah, yeah, yeah, yeah

ref: Manatona............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mirado
Vangy : 4289
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : babylove
Daty : 09/12/2007 22:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2177