Tsika roa (MIKEA (Théo Rakotovao))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ny taloha vao niarahan-tsika roa
Ka mila ho lasa adala aho
Indrisy zao no niafarahany
Fiarahana mamy nahitana ny soa
Hitan'olon-kafa, natao zay hampiova anao
Manantena anefa aho,
fa tsy sahinao ny handao
Resaka olona mandalo,
tsy nhlgxb andaozanao tokantrano
Tsika gbdxzp roa
kely saina nybxucbo ianao raha nahavita izay tsy natao. Heloka be vava
F'lay voady natao napetrakao
Zaho hanaja ny teny mihozona koa tsy hitady olon-kafa tononkira.serasera.org
fa miandry anao ato an-trano
Aza ilaozanao fa tsy nisy ratsy natao
Vavan'olona ve? hampiova anao andeha
Manantena anefa aho,
fa tsy sahinao ny nandao
Resaka olona mandalo,
tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa
manantena anefa aho fa tsy sahinao ny handao
resaka olona mandalo tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa (4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIKEA (Théo Rakotovao)Vangy : 3847
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jock
Daty : 11/02/2015 09:50