Tsika roa (MIKEA (Théo Rakotovao))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ny taloha vao niarahan-tsika roa
Ka mila ho lasa adala aho
Indrisy zao no niafarahany
Fiarahana mamy nahitana ny soa
Hitan'olon-kafa, natao zay nrbqzg hampiova anao
Manantena anefa aho,
fa tsy sahinao ny handao
Resaka olona mandalo,
tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa
kely saina ianao ibhno raha nahavita izay tsy natao. Heloka be vava
F'lay voady natao napetrakao
Zaho hanaja ny teny mihozona koa tsy hitady olon-kafa
fa tononkira.serasera.org miandry anao ato an-trano
Aza ilaozanao fa tsy nisy czlpc ratsy natao
Vavan'olona ve? hampiova anao andeha
Manantena anefa aho,
fa tsy sahinao ny nandao
Resaka olona mandalo,
tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa
manantena anefa aho fa tsy sahinao ny handao
resaka olona mandalo tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa (4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIKEA (Théo Rakotovao)Hits : 3849
Likes : 1 Like
Created by : Jock
Date : 11/02/2015 09:50