Longo (MIKEA (Théo Rakotovao))

Longoko nivelo nalandragnahary moa
Nafindrany agny antanan-kafa koahy
Zaho raiky avao naferignay teto
Zaho raiky avao tomagny tato antragno
Nagnino moa, nagnino, nagnino aho Niniko ?
NagnTsiky dia ampyino moa, nagnino, nagnino aho babako ?
Tsy nagnino koahy valy
Tsy nagnino avao fa fonban-draha
Mifona aminao zaho ndragnahary
Maty aho Niny, maty aho Baba
Zaho va voan-kavoa ?
Zaho va nanao raha raty tantàna eto ?

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIKEA (Théo Rakotovao)
Mpamaky : 5930
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Skyler
Tamin'ny : 19/01/2015 09:38:17
ID : 7076

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo