Tsika roa (MIKEA (Théo Rakotovao))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ny taloha vao niarahan-tsika roa
Ka mila ho lasa adala aho
Indrisy zao no niafarahany
Fiarahana mamy nahitana ny soa
Hitan'olon-kafa, natao zay hampiova anao
Manantena anefa aho,
fa tsy sahinao ny handao
Resaka olona mandalo,
tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa
kely saina ianao raha nahavita izay tsy natao. Heloka be vava
F'lay voady natao napetrakao
Zaho hanaja tononkira.serasera.org ny teny mihozona koa tsy hitady olon-kafa
fa hivadpbc miandry anao ato an-trano
Aza ilaozanao fa tsy nisy ratsy wcydoa natao
Vavan'olona xyqcagc ve? hampiova anao andeha
Manantena anefa aho,
fa tsy sahinao ny nandao
Resaka olona mandalo,
tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa
manantena anefa aho fa tsy sahinao ny handao
resaka olona mandalo tsy andaozanao tokantrano
Tsika roa (4)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIKEA (Théo Rakotovao)Visites : 3997
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Jock
Date : 11/02/2015 09:50