Filongoa (MIKEA (Théo Rakotovao))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndra soa ny drala ny filongoa tsy avily e! 'nao lahy e
Ila ny nama ny filongoa roy e ! 'zao lahy

Tsy misy olo mahavita raiky fa ila ny longo, ila ny nama hanampy antegna
ndre ia ro manankanana, ndre ia ro manan'ino tsy raha ho vitanao raiky ny fiaignanao
Ia tsy raha handevy vatanao androro agny araiky avao
resaka koa zay ka tsy misy iankany e

Ataovy soa kwa gny resaka amin-dongo ô ! tsy ho raty e
Ataovy soa kwa gny resaka amin'olo ô ! tsy hampialy e
Ataovy soa kwa gny resaka amin-dongo ô ! tsy ho raty e
Mahaiza soa kwa miresaka amin'olo e ! tsy ho raty baban'igny a valy e !

Falifaly avao rozy vory foko tsy mialy e (tsy mialy e)
Falifaly avao rozy moro longo mifanampy e (mifanampy e)
Avonavonao tsy azahoan-draha anao valy e (2)

Eka niniko e !

Ndra soa ny drala ny filongoa tsy avily e! 'nao lahy e
Ila ny nama ny filongoa roy e ! 'zao lahy
Ndra soa ny drala ny filongoa tsy avily e! 'nao lahy e
Ila ny nama ny filongoa roy e ! 'zay lahy

Falifaly avao rozy vory foko tsy mialy e (tsy mialy e)
Falifaly avao rozy moro longo mifanampy e (mifanampy e)
Avonavonao tsy azahoan-draha anao zao e (2)

O ny filongoa tsy avily
eka eka eka !

Zao lahy e (zay lahy)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIKEA (Théo Rakotovao)
Vangy : 3899
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 21/08/2014 11:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075