Eo foana aho (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toky feno hijoro ho sahy
Ho akaikinao foana aho
Hamaha ireo zxgndg ahiahy
Ratram-po sy fanahy e!
Toky amizay bufhslaj manjo
Ho eo aho raha tian-dry koa
Mba hitonian’ny fo
Sy hitrakan’ny loha e!
Raha sento no mandavo, izaho no tomany e!
Rehef’ indry ravoravo, tsapako ho mamy e!
Ilay fitia miaina ato anaty
F’afa miazara aminao izay tsy tanty e!
2-Toky dina iray mafonja
Teny fohy tokana monja
Raha tojo sedran’onja
Ho eo aho fa tsy hiova
Toky antok’ho fiaro
Amy setram-pahavalo
Tsy miofo tsy hivalo
Matotra tsy mandalo
Efa nafoinao ho ahy tononkira.serasera.org manontolo
Ny fonao tia, ka tsy maintsy aho hijoro
Mba ho mpiahy sy ho mpikolokolo
Ka vjjldh na inon’hiseho, dia ho eo aho, ho eo tsy ho leo…yé yé yé…..
MICKAEL ( Eo foana aho / Album3 - XMIND -2007 )
Ho akaikinao foana aho
Hamaha ireo zxgndg ahiahy
Ratram-po sy fanahy e!
Toky amizay bufhslaj manjo
Ho eo aho raha tian-dry koa
Mba hitonian’ny fo
Sy hitrakan’ny loha e!
Raha sento no mandavo, izaho no tomany e!
Rehef’ indry ravoravo, tsapako ho mamy e!
Ilay fitia miaina ato anaty
F’afa miazara aminao izay tsy tanty e!
2-Toky dina iray mafonja
Teny fohy tokana monja
Raha tojo sedran’onja
Ho eo aho fa tsy hiova
Toky antok’ho fiaro
Amy setram-pahavalo
Tsy miofo tsy hivalo
Matotra tsy mandalo
Efa nafoinao ho ahy tononkira.serasera.org manontolo
Ny fonao tia, ka tsy maintsy aho hijoro
Mba ho mpiahy sy ho mpikolokolo
Ka vjjldh na inon’hiseho, dia ho eo aho, ho eo tsy ho leo…yé yé yé…..
MICKAEL ( Eo foana aho / Album3 - XMIND -2007 )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIckaelVangy : 1973
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 11/09/2017 14:39
