Andeha isika (MIckael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hiara-anandram-peo!
hiara hisaotra tononkira.serasera.org an Andriamanitra!
Fa samy notsimbininy avokoa
ka velon’ aina eto anio izao.

Maro ireo mbola tsy mahatsapa
ny fitiavan Andriamanitra
ka tsy mahay mamaly fitia
an’ Andriamanitra fitiavana.

Isika kosa, venteso sy hira
aleloia aleloia dera!
derao ny Tompo
ilay Tompo tia
fa ny fitiavany no iainantsika.


Andeha isika hiara hanandra-peo
hiara-hangatam-pahasoavana
Ho entitsika, hamakivaky ny onja!
Ny onjam-piainantsika yesucc eto an-tany.

Be mpankahala anefa osa isika
kely finoana kely herim-po
koa mba tohano, sy tantano
tolory tanana izahay Jesoa.

fa ianao no hery ianao no toky
ianao no andry qzvzuw hianteheranay
Matoky izahay manana anao
ka ho mpandresy miaraka aminao.

     fcoltrd     Mr Basile RAMANANTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIckael
Vangy : 3437
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsito
Daty : 07/04/2005 09:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302