Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanatitra (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rà nalatsakao,
Ho an'izao tontolo izao
Tsy mavaly aho raha fitia!
Fo mivoady hifagia!, iih!
Ny fangitr'ireo rava
Lanjam-bidy tsy voasanda
Velona aho, dia Ianao no maty!
Afo mandoro ao anaty!, iih!
Sorona mandrakizay ny Ainao
Natolotrao mba hamonjenao ahy
Ho nety hijaly notondroina molotra
Nambanina teny, naratra feno fery
Narary, nisolo voina ho tononkira.serasera.org ahy
Tsy navelanao ho irery
Nihezaka mba hanadio ireo zeijxnv fahotako
Nosatrohina tsilo, noho ny adalako
Ny tananao mahery, fytwk mbola nihazona ahy tsy ho very
Tsy nila tambiny Ianao fa nanaiky ho faty ho anah!
Tsy mba meloka Ianao, nefa voahosom-potaka!!
....
Maona tsy andahatra fa hangina
Niaretanao ireo fahoriana
Kapoaka rakotra sy feno!
Mangidy toy ny afero, ouh!ouh!!!
Nalohanao ireo trosa,
Ho fahasoavana miavosa
Harena tsy ho lany!
Raha mbola tany koa ny tany ih!!
Fanatitra mandrakizay ny Ainao
Natolotrao mba hamonjenao ahy
Ho nety hijaly notondroina molotra
Nambanina teny, naratra feno fery
Narary, snqyf nisolo voina ho ahy
Tsy navelanao ho irery
Nihezaka mba hanadio ireo fahotako
Nosatrohina tsilo, noho ny adalako!
Ny tananao mahery, mbola nihazona ahy tsy ho very
Tsy nila tambiny Ianao fa nanaiky ho faty ho anah!
Tsy mba meloka Ianao, nefa voahosom-potaka!!!
Chœur:
Ny Ainao, natolotrao mba hamonjenao ahy
(Ny Ainao, natolotrao mba hamonjenao ahy)
Ho nety hijaly notondroina molotra
(Na..a...)
Nambanina teny,
(...mbanina teny!)
naratra feno fery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 1364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 03/02/2023 18:12