OLON 'AFAKA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ilay nanekeko tononkira.serasera.org an'i Jeso ho Tompo Mpamonjy ny hmolqfp fiainako
Dia nambarany mazava tamiko f 'olon'afaka aho
'Reo gadran'ny ota namatotra ahy igblha notapatapahiny avokoa
Tonga afaka aho, eny afaka aho, olon'afaka aho
Ilay foko fahiny tia fahadalana
Nilomano tanatin'ny fahotana
Nosoloany vaovao, tia ny sitrapony hatramin'izao
Ilay fanahin'ny cibq saiko feno haratsiana
Tia tena, tia vola, tia fandrafiana
Nohavaoziny koa mba ho tia ny tsara hatramin'izao
Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 4381
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 25/08/2009 11:11