SAKAIZA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sakaiza ê! sgyovbyc ndeha hiara-dia
Hanompo ilay Tompo tia
Ka hifampitantana, ho fanandratana
Ny fifankatiavana
Tokana ny tanjona hokendrena
Hiady amin'ny fitiavan-tena
Fa kgup Jeso nilaza hoe " mifankatiava"
Hianareo fa mpianatro tononkira.serasera.org tokoa
Fitiavana tsy mila tamby
Tsy miavona fa mora zbtb Fanahy
Izany no ilaina sy mendrika ho zaraina
Ny olona eram-bazan-tany
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
Hanompo ilay Tompo tia
Ka hifampitantana, ho fanandratana
Ny fifankatiavana
Tokana ny tanjona hokendrena
Hiady amin'ny fitiavan-tena
Fa kgup Jeso nilaza hoe " mifankatiava"
Hianareo fa mpianatro tononkira.serasera.org tokoa
Fitiavana tsy mila tamby
Tsy miavona fa mora zbtb Fanahy
Izany no ilaina sy mendrika ho zaraina
Ny olona eram-bazan-tany
Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 20/08/2009 08:23
