OLON 'AFAKA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ilay nanekeko an'i Jeso ho Tompo Mpamonjy ny fiainako
Dia nambarany mazava tamiko f 'olon'afaka aho
'Reo gadran'ny ota namatotra ahy tononkira.serasera.org notapatapahiny avokoa
Tonga afaka aho, eny afaka aho, olon'afaka aho
Ilay sfwptr foko fahiny tia fahadalana
Nilomano tanatin'ny fahotana
Nosoloany vaovao, tia ny sitrapony hatramin'izao
Ilay fanahin'ny saiko feno haratsiana
Tia tena, tia vola, tia fandrafiana
Nohavaoziny koa mba uznopdg ho tia ny tsara hatramin'izao
Auteur compositeur odsy : Jimmy Andrianjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 4382
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 25/08/2009 11:11