OLON 'AFAKA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ilay nanekeko an'i Jeso ho Tompo Mpamonjy ny fiainako
Dia tononkira.serasera.org nambarany mazava tamiko f 'olon'afaka aho
'Reo gadran'ny ota namatotra ahy notapatapahiny avokoa
Tonga afaka aho, eny afaka aho, olon'afaka aho
Ilay foko cgpox fahiny tia fahadalana
Nilomano tanatin'ny pnvqgh fahotana
Nosoloany vaovao, tia ny sitrapony hatramin'izao
Ilay fanahin'ny rchyso saiko feno haratsiana
Tia tena, tia vola, tia fandrafiana
Nohavaoziny koa mba ho tia ny tsara hatramin'izao
Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARY FANANTENANAVisites : 4435
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 25/08/2009 11:11