JESO AVO INDRINDRA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso avo indrindra
Mpanjaka ambonin'ny mpanjaka rehetra Izy
Jeso avo indrindra
Mendrika hankalazaina sy deraina uabi Izy
Ny lela rehetra hanaiky ny Anarany
Ny lohalika rehetra hiankohoka Aminy
Mpanjaka Izy, be voninahitra
Ny fanjakany, tsy mba ho tapitra
Ny tany no fitoeran-tongony
Ary ny lanitra no cqqyt seza fiandrianany
Auteur tononkira.serasera.org compositeur Jimmy gtyi Andrianjaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARY FANANTENANAVisites : 2734
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:23