FIDERANA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitahiana lehibe tononkira.serasera.org tokoa
No ahnljl dfiewq nomenao ho anay ry Ray
Fahasoavana tsy hay valiana
No indro efa natolotrao
Feno hafaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao
Koa hira no ventesinay
Mba ho voninahitrao ry Ray
Fiderana no asandratray
Ho Anao Andriamanitray
Fisaorana mitafotafo
No ataon'ireto zanakao
Auteur Compositeur Jimmy bzedyfjz Andrianjaka
No ahnljl dfiewq nomenao ho anay ry Ray
Fahasoavana tsy hay valiana
No indro efa natolotrao
Feno hafaliana ny fonay
Noho ny fitiavanao
Koa hira no ventesinay
Mba ho voninahitrao ry Ray
Fiderana no asandratray
Ho Anao Andriamanitray
Fisaorana mitafotafo
No ataon'ireto zanakao
Auteur Compositeur Jimmy bzedyfjz Andrianjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2948
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 28/08/2009 07:21
