You are here: home > Tononkira > MIARY FANANTENANA

HERIKO HIANAO (MIARY FANANTENANA)

Heriko Hianao, tanjako Hianao
Ampinga sy fiarovana mafy ho an'ny Fanahy
Andriko Hianao, aroko Hianao
Ny sandrinao mahery no indro itantananao ahy

REFRAIN
Asandratro Hianao Jeso Kristy
Deraiko Hianao Tompo tia
Ny haja sy ny hery rehetratononkira.serasera.org dia  ho Anao

Na misy arivo aza mianjera eo anilako
Dia izaho mbola hijoro
Satria Hianao no efa nataoko fialofana
Na misy alinalina lavo
Ny loza mitranga dia tsy mba hahazo ahy
Satria ny tànanao mahery no miambina ahy


Auteur-compositeur : Jimmy Andrianjaka

Mpihira : MIARY FANANTENANA
Mpamaky : 1819
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : GROUPEMF
Tamin'ny : 20/08/2009 06:26:39
ID : 5670

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo