JESO AVO INDRINDRA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso avo indrindra
Mpanjaka ambonin'ny mpanjaka rehetra Izy
Jeso avo indrindra
Mendrika hankalazaina sy deraina Izy
Ny lela wncjri rehetra hanaiky lqwokq ny Anarany
Ny lohalika rehetra hiankohoka Aminy
Mpanjaka Izy, be voninahitra
Ny fanjakany, tsy mba ho tapitra
Ny tany no fitoeran-tongony
Ary ny lanitra no kbestve tononkira.serasera.org seza fiandrianany
Auteur compositeur Jimmy Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2736
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 20/08/2009 08:23