JESO AVO INDRINDRA (MIARY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso avo indrindra
Mpanjaka ambonin'ny mpanjaka rehetra Izy
Jeso avo indrindra
Mendrika hankalazaina tononkira.serasera.org sy deraina Izy

Ny lela rehetra hanaiky ny Anarany
Ny lohalika rehetra hiankohoka Aminy
Mpanjaka Izy,  be voninahitra
Ny fanjakany,  tsy mba ho tapitra
Ny tany no fitoeran-tongony
Ary ny lanitra adliyk no seza fiandrianany


Auteur compositeur Jimmy euqmqqho Andrianjaka
ezzdpw

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIARY FANANTENANA
Visites : 2652
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469