JESO AVO INDRINDRA (MIARY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso avo indrindra
Mpanjaka ambonin'ny kfjpl mpanjaka rehetra Izy
Jeso avo indrindra
Mendrika hankalazaina sy deraina Izy

Ny lela rehetra hanaiky ny Anarany
Ny lohalika tononkira.serasera.org rehetra hiankohoka Aminy
Mpanjaka Izy, ylgx  be voninahitra
Ny fanjakany,  tsy mba ho tapitra
Ny tany no fitoeran-tongony
Ary ny lanitra jnceaxg no seza fiandrianany


Auteur compositeur Jimmy Andrianjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIARY FANANTENANA
Hits : 2653
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 20/08/2009 08:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0906