OLON 'AFAKA (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ilay mrrzw nanekeko an'i Jeso ho Tompo Mpamonjy ny fiainako
Dia nambarany ohvl mazava tamiko f 'olon'afaka aho
'Reo gadran'ny ota namatotra ahy notapatapahiny avokoa
Tonga afaka aho, eny afaka dvzztg aho, olon'afaka aho
Ilay foko fahiny tia fahadalana
Nilomano tanatin'ny fahotana
Nosoloany vaovao, tia ny sitrapony hatramin'izao
Ilay fanahin'ny saiko feno haratsiana
Tia tena, tia vola, tia fandrafiana
Nohavaoziny koa mba ho tia ny tsara hatramin'izao
Auteur compositeur : Jimmy tononkira.serasera.org Andrianjaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIARY FANANTENANAVisites : 4434
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : GROUPEMF
Date : 25/08/2009 11:11