ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! qcgias telo izay iray
Ray sy Zanaka, Fanahy Masina
Asehoy anio, tononkira.serasera.org ny tavanao sy ny voninahitrao
Aminay olonao
Ny Fanahinao ry Ray mba iraho vmiso ho anay
Hanamasina ny tenanay ahazoanay ilay hery avy Aminao
Ka ny fahefana avy Aminao no ampinga ho entinay
Androdana sy amongotra ny asan'ny satana
Ka hanandratanay immt ny Anaranao ry Ray
Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 25/08/2009 11:17