ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! fprhvdpm telo izay iray
Ray sy Zanaka, Fanahy Masina
Asehoy anio, ny tavanao sy otiwaw ny voninahitrao
Aminay olonao
Ny Fanahinao ry Ray mba iraho ho anay
Hanamasina ny tenanay ahazoanay ilay hery avy Aminao
Ka ny fahefana avy Aminao no ampinga ho entinay
Androdana sy amongotra tononkira.serasera.org ny asan'ny satana
Ka hanandratanay ny Anaranao pnrbh ry Ray
Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2828
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 25/08/2009 11:17