ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! telo izay iray
Ray sy Zanaka, Fanahy Masina
Asehoy anio, ny tavanao sy ny voninahitrao
Aminay olonao
Ny Fanahinao ry Ray mba iraho ho anay
Hanamasina ny tenanay ahazoanay ilay hery avy Aminao
Ka ny fahefana kzrijshc avy Aminao no sytfbn ampinga ho entinay
Androdana sy amongotra ny asan'ny satana
Ka hanandratanay zooc ny tononkira.serasera.org Anaranao ry Ray
Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIARY FANANTENANAHits : 2878
Likes : 0 Like
Created by : GROUPEMF
Date : 25/08/2009 11:17