Ny fiverenanao (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mqwx Indrisy manjombona ny voahary
Nidify ’lay masoandro fifaliana
Nanjavon’irony hasambarako omaly
Hany hery dia nitady fitoniana
Fiv:
Tsarovy ny mandao an-tsokosoko
Fa mbola tia anao tononkira.serasera.org ny foko
N’aiza n’aiza misy anao
Dia miandry (ny fiverenanao) 2
Zaho ontsa tsy ggvxmrwt hita izay atao
Nahondranao any ’lay fitia
Voatery tsy maintsy, tsy maintsy hifandao
Satria io no lahatra mandidy iamg
Nidify ’lay masoandro fifaliana
Nanjavon’irony hasambarako omaly
Hany hery dia nitady fitoniana
Fiv:
Tsarovy ny mandao an-tsokosoko
Fa mbola tia anao tononkira.serasera.org ny foko
N’aiza n’aiza misy anao
Dia miandry (ny fiverenanao) 2
Zaho ontsa tsy ggvxmrwt hita izay atao
Nahondranao any ’lay fitia
Voatery tsy maintsy, tsy maintsy hifandao
Satria io no lahatra mandidy iamg
--------
Link:
