Ny fiverenanao (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy manjombona ny voahary
Nidify ’lay masoandro fifaliana
Nanjavon’irony hasambarako omaly
Hany abzavp hery dia nitady fitoniana
Fiv:
Tsarovy ny mandao an-tsokosoko
Fa mbola tia anao ny foko
N’aiza tononkira.serasera.org n’aiza misy anao
Dia miandry (ny fiverenanao) 2
Zaho tuvny ontsa tsy hita izay atao
Nahondranao any ’lay fitia
Voatery tsy vaparyu maintsy, tsy maintsy hifandao
Satria io no lahatra mandidy
Nidify ’lay masoandro fifaliana
Nanjavon’irony hasambarako omaly
Hany abzavp hery dia nitady fitoniana
Fiv:
Tsarovy ny mandao an-tsokosoko
Fa mbola tia anao ny foko
N’aiza tononkira.serasera.org n’aiza misy anao
Dia miandry (ny fiverenanao) 2
Zaho tuvny ontsa tsy hita izay atao
Nahondranao any ’lay fitia
Voatery tsy vaparyu maintsy, tsy maintsy hifandao
Satria io no lahatra mandidy
--------
Rohy:
