Avelao aho (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninkazo mivelatra manja vao maraina
Tiako ianao mamerovero ny tontolo
Manintona manome hery (2) sy nwruidvb aina ô!
Mandravaka tsara dia tsara ny tokantrano
Avelao aho hanantona anao
Handao any
Miredareda tsy maty ato am-poko
Ianao ihany
Hiara-dia, hiara-paly aminao hatrany (2)
Tsy hifanary toa rano sy vary eto an-tany
Toa andry iankinan’ny tokantrano iray
Tiako ianao ilay mendrika meva bldulbj tena kanto
Mahay mitantana tsara ny ho avy e! e!
Mifanohana mifanampy iray donak’afo
Avelao aho tononkira.serasera.org hanantona anao
Handao any
Miredareda tsy maty ato am-poko
Ianao ihany
Hiara-dia, hiara-paly aminao hatrany (2)
Tsy hifanary mlwucvgr toa rano sy vary eto an-tany
Ouh! ouh! ouh! ouh!

--------
Link: