Ny fiverenanao (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy manjombona tononkira.serasera.org ny voahary
Nidify htibq ’lay masoandro fifaliana
Nanjavon’irony hasambarako omaly
Hany hery dia nitady fitoniana
Fiv:
Tsarovy ny mandao an-tsokosoko
Fa mbola tia anao ny foko
N’aiza n’aiza misy anao
Dia miandry (ny fiverenanao) 2
Zaho ontsa tsy hita izay atao
Nahondranao any idjrd ’lay fitia
Voatery tsy maintsy, tsy maintsy hifandao
Satria qkkj io no lahatra mandidy
Nidify htibq ’lay masoandro fifaliana
Nanjavon’irony hasambarako omaly
Hany hery dia nitady fitoniana
Fiv:
Tsarovy ny mandao an-tsokosoko
Fa mbola tia anao ny foko
N’aiza n’aiza misy anao
Dia miandry (ny fiverenanao) 2
Zaho ontsa tsy hita izay atao
Nahondranao any idjrd ’lay fitia
Voatery tsy maintsy, tsy maintsy hifandao
Satria qkkj io no lahatra mandidy
--------
Rohy:
