You are here: home > Tononkira > MENDRIKA

Aiza ianao ? (MENDRIKA)

Toa variana tsy ahitan-teny firy
Mitazatazana ilay olona izay
Nandeha lavitra ary nankaiza izy ?
Ory ny fo ny saina ny fanahy


REFRAIN
Aiza ianao ? aiza ianao ?
Mijaly irery ity malalanao
Aiza ianao ? aiza ianao ?
Malahelo mitomany anao
Oh ! Oh ! Oh ! Oh !

TTsiky dia ampyiako ianao , tiako ianao
Ianao irery no tiako eto an-tany
Tiako ianao , tiako ianao
Fitiavana manja hatrany hatrany

Indreo tanora lahy sy vavy maro
MPinamana tsy mifankafoy aok’izany
Mitakoritsika mandihy mivazo
Falifaly ery mahalasa vinany

Tonony sy feony : RAKOTOSON Olivier Espérant

Mpihira : MENDRIKA
Mpamaky : 2878
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 04/09/2004 01:13:06
ID : 2600

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo