Ka maresaky (MENDRIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mijery gny zava-maro leroa
Maro gny tsy mirindra
Ao gny loto gny saina tsy miova
Avy gn’areti-mifindra

Raha mijery gny zava-maro zalahy
Mijaly gn’oloan-tana
Sahirana miasa atoandro atikaly
Mamono miady amy valala

REFRAIN
Eh ! ey ! eh ! he ! ka maresaky eh !
Eh ! ey ! eh ! he ! mampiresaky eh

Raha mijery gny zava-maro leretsy eh !
Maro gny mena maso
Tsy matory magnety gny ratsy fetsy eh !
Mandigny miamby malaso

Raha mijery gny zava-maro rebaza !
Tsy efa gn’olo kere
Mampilefa gny olomaro karaza
Maliniky gny lehibe

Raha mijery gny zava-maro ry nama
Very gny harenan’olo
Halatsy tragno vaky poa-basy lava
Mijaly gny fokonolo

Raha mijery gny zava-maro eto letsy
Mivadika ny atidoha
Amboaro ny fo sy saina raha mety
Ny rasty mbola ho soa


Tonony sy feony : RAKOTOSON OLivier Espérant
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/mendrika/ka-maresaky
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MENDRIKA
Visites : 3307
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par :
Date : 04/09/2004 03:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0882