RAFIRINGA ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo Andriamanitra
Amin’ny fo sy Fanahy
Amin’ny saina sy hery no hitiavako Anao ry Ray
Frère Raphael Louis
Nitia koa ny Fiangonana ny namana
Ilainay mba hiaro cmldw ny Fiangonanay
Ilainay mba ho sambatra iifthmp fa mpiaro ny Fiangonanay
Rahalahy sy Hanabavin’i Jesoa Kristy
Izahay rehetra
Irinay ny fitiavanay
Ao am-pon’ny olona no hitoetra
N’aiza n’aiza misy azy koa
Gasy toa an-dRafiringa indrindra no mpamelombelona
Ady tsy sovi mety tononkira.serasera.org ritra
Fiadanana ho ela velona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --Vangy : 5514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2010 21:04